Other Languages
Files:
-
-
Ny Akanjony Sa ny ahy: By Frank B. Phillips
- File Size:
- 919 KB
Nosoratan’ Itompokolahy Frank B. Phillips ity boky ity nandritra ny folo taona nisotroany ronono, raha nitondra ny hafatra kanto indrindra momba an’ i “Kristy Fahamarinanatsika” tany amin’ ny fivoriam-pifohazana izy sy ny vadiny Dorothy. Nitahy fatratra ny ezaka nataony Andriamanitra. Liana sy ravoravo ireo nanatrika ny fotoana, nizara ny hafatra tamin’ ny hafa, ary niroso tamin’ ny fanavaozam-piainana namelombelona. Nisy Herinandrompivavahanatao amin’ ny Oniversite ao Andrews, tamin’ izay no nampirisihana an’ i Pastora Phillips hanao an-tsoratra ny toriteniny mba havoaka ho boky. Nosoratany izany, nefa indrisy, fa tsy nisy nanonta – saika nohadinoina- nandritra ny roa-polo taona mahery.
Results 1 - 2 of 2